Zavamaniry Famantaran-Javatra Ao Amin'ny FKT Morarano-Mahavelona

Stéphan Richard Rakotonandrasana

Abstract


Ny tananan’i Morarano dia ao anatin’ny Kominina ambanivohitra
Mahavelona, faritany Toamasina. Dimy ambinifolo
kilaometatra (15 km) atsimo andrefan’ny renivohitry ny kaominina no misy azy. Betsimisaraka no anaran’ny foko mipetraka ao aryanisan’ny tanàna manamorona ny atialan’Analalava izy. Noho izany indrindra no antony nanaovana ny fikarohana mikasika ny fahalalàna nentimpaharazana
mikasika ny zavamaniry sy ny fiaimpiainan’ny natiora izay ampiasaina amin’ny fiainana andavan’andro.

Full Text:

PDF


Ethnobotany Research and Applications (ISSN 1547-3465) is published online by the Department of Ethnobotany, Institute of Botany, Ilia State University.
All articles are copyrighted by the author(s) and are published online by a license from the author(s).