Ny Fampiasan'ny Mponina Ny Zavamaniry Azo Atao Sakafo

Authors

  • Juliette Velosoa

Abstract

Miseho amin’ny endrika samihafa ny fifandraisan’ny olombelona amin’ny zavamaniry. Ity fanadihadiana ity dia mamaritra ny fifandraisan’ny mponina sy ny zavamaniry azo atao sakafo tao amin’ny tanàna Sahamamy, fokontany
Morarano, kaominina Mahavelona, faritany Toamasina.

Downloads

Published

2005-12-31

How to Cite

Velosoa, J. (2005). Ny Fampiasan’ny Mponina Ny Zavamaniry Azo Atao Sakafo. Ethnobotany Research and Applications, 3, 369–374. Retrieved from https://ethnobotanyjournal.org/index.php/era/article/view/91

Issue

Section

Research