Ny Fomba Fampiasan'nyankizy Ny Zavamaniry
Abstract
Ity fanadihadiana ity dia ampahany amin’ireo fanadiadiananataon’ireo mpiofana momba ny fifandraisan’ny koltora, ny olona, ny zavamaniry ary ny totolo iainana teto amin’ny fokontany Morarano, kaominina Mahavelona na Foulpointe. Maro ireo fanadihadiana natao fa ity kosa dia mikasika manokana ny ankizy sy ny zavamaniry manodididna
azy.
Downloads
Published
2005-12-31
How to Cite
Ranjevasoa, B. N. (2005). Ny Fomba Fampiasan’nyankizy Ny Zavamaniry. Ethnobotany Research and Applications, 3, 339–344. Retrieved from https://ethnobotanyjournal.org/index.php/era/article/view/85
Issue
Section
Research
License
All articles are copyrighted by the first author and are published online by license from the first author. Articles are intended for free public distribution and discussion without charge. Accuracy of the content is the responsibility of the authors.