Fahasalaman' Ny Zaza Sy Ny Fampiasana Zavamaniry Mahasitrana Ao Amin'ny Tananan'ny Sahamamy, Mahavelona, Toamasina

Authors

  • Thierry Razafindrabeaza
  • Pascal Rabeson
  • Coco -
  • Bruno Sabotsilahy
  • Zaza Torine
  • Jean Claude
  • Bany -
  • Jaqueline -
  • Angeline -
  • Clément -
  • Jeannette -
  • Donah -
  • Justin -
  • Sahamamy -
  • Fokontany Morarano
  • Mahavelona -
  • Toamasina -

Abstract

Efa ela no nisian’ny fifandraisan’ny olombelona sy ny tontolon’ny zavamaniry manodidina azy. Eran’ny izao tontolo izao dia nisy ary misy fiovany hatrany io fifandraisana io. Anisan’izany ny fifandraisan’ny fahasalaman’ny zaza sy ny zavamaniry mahasitrana. Nanaovana fanadiahadiana mikasika io fifandraisana io ny tao amin’ny tanàna atao hoe Sahamamy, ao anatin’nyfokontany Morarano, kaominin’ny/ Mahavelona, faritanyToamasina. Nohadihadiana tamin’izany ny karazana fitsaboana avy amin’ny zavamaniry misy ao, ny halaviran’ny toerana hitsaboana, ny fahafantarana ny zavamaniry mahasitrana, ny isan’ny ankizy isan-tokan-trano, ny taonan’ny reny sy ny fotoana nonenany tao Sahamamy, ary ny fari-pahaizanyao an-tokan-trano. Marihina fa ny fanadiahadiana dia tafiditra taoo anatin’ny atrik’asa “Ethnobotanie” izay nokarakarain’ny Missouri Botanical Garden (MBG) avy any Etazonia sy ny Karoka Nasionaly Ampiharana ny Raki-Panafody (KNARP), ary novatsian’ny National Institute of Health vola tamin’ny alalan’ny tetik’asa International Cooperative of Biodiversity Group (ICBG) izay tarihin’i Pr David Kingston.

Downloads

Published

2005-12-31

How to Cite

Razafindrabeaza, T., Rabeson, P., -, C., Sabotsilahy, B., Torine, Z., Claude, J., -, B., -, J., -, A., -, C., -, J., -, D., -, J., -, S., Morarano, F., -, M., & -, T. (2005). Fahasalaman’ Ny Zaza Sy Ny Fampiasana Zavamaniry Mahasitrana Ao Amin’ny Tananan’ny Sahamamy, Mahavelona, Toamasina. Ethnobotany Research and Applications, 3, 353–358. Retrieved from https://ethnobotanyjournal.org/index.php/era/article/view/88

Issue

Section

Research