Valin'ny Fikarohana Momba Ny Fampiasana Tany Sy Sokajin'ala Amin'ny Fokontany Morarano, Mahevelona
Abstract
Amin’ny lafiny fiarovana ny ala, manana anjara toerana lehibe tokoa ny fomba fampiasana ny tany izay mamaritra ny karazam-pambolena sy ny sokajin’ala mety ho hita. Ny fanadihadiana natao niaraka tamin’ny mponina ao amin’ny faritry Morarano dia nentina indrindra hamantarana ny toe-java-misy mifandraika amin’ny fampiasan’ny olona ny tany amin’iny faritra iny.Downloads
Published
2005-12-31
How to Cite
Lehavana, A., Toto, E., Razaka, R. A., Toto, G., John, H., Tabita, M. O., Soazafy, C., Dimasy, J., Razaka, E., -, R., -, S., Morarano, F., Mahavelona, K., & -, T. (2005). Valin’ny Fikarohana Momba Ny Fampiasana Tany Sy Sokajin’ala Amin’ny Fokontany Morarano, Mahevelona. Ethnobotany Research and Applications, 3, 363–368. Retrieved from https://ethnobotanyjournal.org/index.php/era/article/view/90
Issue
Section
Research
License
All articles are copyrighted by the first author and are published online by license from the first author. Articles are intended for free public distribution and discussion without charge. Accuracy of the content is the responsibility of the authors.